TOMPO (Liva Poupounn)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o Ianao no antom-pisiakoNoho Ianao dia ary izao tontolo izao
Ary koa nanome ahy fiainam-baovao
Velona aho, Ianao no ato amiko
Ilay Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho
Tompo o mpiandry tsara Ianao
Vatolampy azo itokiana
Ka na mafy aza ny onjam-piainana
Tsy ho kivy raha miantehitra aminao
Ilay Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva PoupounnVangy : 1902
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:47