Efa tiany ianao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tiany iano
Tiany efa hatry ny ela

Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony efa babonao
Ny rehetra anie miankina aminao

Very ny ainy avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany xpyqowv ianao
Tiany efa hatry tononkira.serasera.org ny ela

Tolory azy
Zay tena ao anatinao
Tsory aminy fa ysui tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio dcdmt no atolory azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 2387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aihnhah
Daty : 21/12/2021 20:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124