Efa tiany ianao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tiany iano
Tiany efa hatry ny ela
Fantany fa mbola kely tokoa izy tononkira.serasera.org
Fantany fa mety tsy ho zexvdnn tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony kzcvsij efa babonao
Ny rehetra anie miankina aminao
Very ny ainy jdtibmg avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela
Tolory azy
Zay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no atolory azy
Tiany efa hatry ny ela
Fantany fa mbola kely tokoa izy tononkira.serasera.org
Fantany fa mety tsy ho zexvdnn tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony kzcvsij efa babonao
Ny rehetra anie miankina aminao
Very ny ainy jdtibmg avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela
Tolory azy
Zay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no atolory azy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 2569
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aihnhah
Date : 21/12/2021 20:05
