Dada (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina ianao tononkira.serasera.org anio
O!ry dada kdldcd maminay
Faly yooi ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka any an-danitra
Hotahiana anie ianao
Na dia mafy  ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay kujx hanohana anao
Satria tena tianay ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121