Ny foko ve no adala (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(mpihira lahy tokana)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
tononkira.serasera.org Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
szdourdw Sy hanjoy ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana xhopbki reipt ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
tononkira.serasera.org Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
szdourdw Sy hanjoy ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana xhopbki reipt ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 5512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 29/08/2003 10:39
