Ikalakely (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tsy hanambara rahoviana hoe :
"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an’eritreriny hoe : dgmek
lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny fihetsiny hoe :
’ty ny ylrohzb vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
izy hanahaka tononkira.serasera.org ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay
Fa kbgptn reventsika milay foana izy e!
"Tia anao" izany
Fa tena tia tokoa ve
sa manaiky fotsiny ihany
Izy tsy hanambara rahoviana
izay tena an-dohany ihany
Izy ’nefa tsy mandà
fa toa manaiky hatrany hatrany
Nefa ny ao an’eritreriny hoe : dgmek
lasanao ny fony
Efa ambarany amin’ny fihetsiny hoe :
’ty ny ylrohzb vatako tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
’Zany angamba no tiany atao
Efa ’zay ’lay kalakely iny e
izy hanahaka tononkira.serasera.org ny neniny / tia fa tsy an-kiteniteny
Izay "passe"-nao "passe"-nao
Ny revinao revinao
Rehefa tia ianao de ’zay
Fa kbgptn reventsika milay foana izy e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 55253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njo
Daty : 08/11/2001 18:11
