Raha maloka (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tapaka ny aina
Mitady ho very ny fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha
Na ditsoka ny hlokpq fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina eugl
Tsy narahina maraina
Tsy tononkira.serasera.org mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony sy feony ecnpcnd : Nantenaina Andriamorasata
Mitady ho very ny fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha
Na ditsoka ny hlokpq fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina eugl
Tsy narahina maraina
Tsy tononkira.serasera.org mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony sy feony ecnpcnd : Nantenaina Andriamorasata
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 3957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45
