Raha maloka (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tapaka ny aina
Mitady ho very ny fanahy
Toa qdgq afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena

Raha maloka ny fkin loha
Na ditsoka ny sftsmq fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana kely aloha

Fa tsy mbola nisy tononkira.serasera.org haizina
Tsy narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana



Tonony sy feony : Nantenaina Andriamorasata

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINA
Vangy : 3959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108