Tsy izany no ilaina (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hlfp

Tsy vitampo onena
Tsy vitan-dranomaso
Ny asam-pamonjena
Tsy azo atao mifampiandry andraso
Tsy azo ifanerena
Mila xhyj fandavantena
Sy hery tsy mba maty
Herim-po, herin-tsaina koa

Ny mpianatry ny Tompo
Asainy mifanompo
Na mamy na mangidy
Miaradia f\\\\\\’izany no tononkira.serasera.org didy
Mamonjy ny mahantra
Manarina ny lavo
Mitsabo ny maratra
Ary koa pjghy tsy mba miavom-po


Na onena ny fonao
Na tomany ny maso
Tsy izany no ilaina
Fa fifankatiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 11932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/01/2005 01:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.062