TOMPO (Liva Poupounn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo  o Ianao no antom-pisiako
Noho Ianao dia ary izao tontolo izao
Ary koa nanome ahy fiainam-baovao
Velona tononkira.serasera.org aho, Ianao no ato amiko

Ilay Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho

Tompo o mpiandry tsara Ianao
Vatolampy azo olkkicb itokiana
Ka na otshnik mafy aza ny onjam-piainana
Tsy ho kivy raha miantehitra aminao

Ilay mpzriy Ray, namorona ahy
Jeso mpamonjy ahy
Mpanome fiainana
Na dia tsy mendrika aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liva Poupounn
Vangy : 2429
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LP241176
Daty : 06/06/2012 21:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012