MIVERIMBERINA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miverimberina matetika ato an-tsaiko
Nanjary efa mahazatra ahy
Ireo fombafombanao fahiny
Mahatsiaro angamba ianao any ho tononkira.serasera.org any
Fa tsy hay fafana ireny rehetra ireny
Fony mbola samy zaza teny isika
Tsy ho ela akory fa toy ny omaly
No niarahako taminao
Embonembona no sisa tavela
Anio aho hisaintsaina
Sy hijanona ato an-trano
Hanokana fotoana ho ahy
Hieritreretana ny momba anao
Fiaraha-miafinay tsy ho adino
Tsy sahinay haseho olona
Fa natokanay ho anay mypo samirery
Toa misarisary adala foana ejsyjo rrses isika
Tsy mety matotra amin’izay atao
Mivezivezy lava ny fisainanao
NJILA
Nanjary efa mahazatra ahy
Ireo fombafombanao fahiny
Mahatsiaro angamba ianao any ho tononkira.serasera.org any
Fa tsy hay fafana ireny rehetra ireny
Fony mbola samy zaza teny isika
Tsy ho ela akory fa toy ny omaly
No niarahako taminao
Embonembona no sisa tavela
Anio aho hisaintsaina
Sy hijanona ato an-trano
Hanokana fotoana ho ahy
Hieritreretana ny momba anao
Fiaraha-miafinay tsy ho adino
Tsy sahinay haseho olona
Fa natokanay ho anay mypo samirery
Toa misarisary adala foana ejsyjo rrses isika
Tsy mety matotra amin’izay atao
Mivezivezy lava ny fisainanao
NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 7077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 22/07/2003 11:06
