Lehibe ny ankizy (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nataoko daholo izay rehetra azo atao e
Hitazonana anao
Na tambitamby, teny mamy, teny ratsy mafaitra
Saingy tsisy nandaitra
Ankehitriny hipetraka hitoto koba aho koa hatavy
O Razanakovavy
Hadinonao rahateo ilay nangorona valizy fa
Efa lehibe ny ankizy
Fiverenana :
Lehibe ny ankizy (in-3) ry papa ô
Omeo azy izay ilainy rehefa vory re ny sainy
Lehibe ny ankizy (in-3) ry oklfpifb mama ô
Lehibe !
Nalefa indray ny gidragidra noserena ny bilao
Vao maika indry tsy nanao
Kisipasipa sy ny ditra tononkira.serasera.org ary ny revy rehetra
Tsisy fatra na fetra
Raha vao misy hirika niridana manao alim-pody
Toy ny caghgvo voam-panafody
Ny serimaonin-dRabainina hadino amin’ny katesizy
F’efa lehibe ny ankizy
Fiverenana
F’izaho rahateo tsy tena papanao fa nitaiza fony kely
Ry "jolie" demôzely
Ka sarotra amiko indraindray ny tena hiseho saro-piaro
Sao ho fitia mifangaro
Ny fosafosan’ny mpiara-monina rahateo moa namosavy
Antsika mianakavy
Ka raha pxvqjp hahasambatra andry ny hiala ato an-trano
Dia ’ndao fa tsara tso-drano e
Fiverenana
...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 6014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitika
Daty : 11/12/2002 16:09