Hira gasy (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy mihambo masiaka any hljmoy ho any
Ny aty vain’afo mandoro avy hatrany,
Fa raha misy mihambo mangidy tsy laitra
Ento atý mba hahita ny tena mafaitra.
Ekena fa lamaody ny hiram-bazaha
Kanefa ny an’ialahy tsy mena mitaha,
Dia ho rariny ve rehefa mahitahita
Ny hanao ny tononkira.serasera.org an’ny tena ho valalan’alika.
K’indreto zahay re ry dada sy neny
Hitady ny very fa zaza navela,
Ry zoky, ry zandry, jereo ny hirantsika
Aza avela ho zary valalan’alika.
Raiso ny kabosy, tendreo ny tnjqzrul valiha
Avereno ny kalon’ikaky zrqxyhx fahiny,
Araho hirahira sy angola ary dihy
Tsy ho mena mitaha amin’izato vahiny.
Eee ento mora ndrematoa
Eee ento mora sombiniaina
Ny aty vain’afo mandoro avy hatrany,
Fa raha misy mihambo mangidy tsy laitra
Ento atý mba hahita ny tena mafaitra.
Ekena fa lamaody ny hiram-bazaha
Kanefa ny an’ialahy tsy mena mitaha,
Dia ho rariny ve rehefa mahitahita
Ny hanao ny tononkira.serasera.org an’ny tena ho valalan’alika.
K’indreto zahay re ry dada sy neny
Hitady ny very fa zaza navela,
Ry zoky, ry zandry, jereo ny hirantsika
Aza avela ho zary valalan’alika.
Raiso ny kabosy, tendreo ny tnjqzrul valiha
Avereno ny kalon’ikaky zrqxyhx fahiny,
Araho hirahira sy angola ary dihy
Tsy ho mena mitaha amin’izato vahiny.
Eee ento mora ndrematoa
Eee ento mora sombiniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 6787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 00:57
