FITIAVAN’I NENY (Mihanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                   Vao maraina dia ny tsikinao ry Neny 
                   No manaitra ahy
         tononkira.serasera.org           Miramirana avokoa,
                   izay rehetra jerenao

Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano, 
Misy anao, misy anao

                     Fa fitiavana hafa kely, ianao rejeaokc ry neny
                     Ny ohatranao dia tsy mba roa
          lmnoxmgv            Fa tokana fa tokana
                     Ary soa ihany fa ianao jmuzsqr no neniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mihanta
Vangy : 1236
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105