FITIAVAN’I NENY (Mihanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                   Vao maraina dia ny tsikinao ry Neny 
                   No manaitra ahy
                   Miramirana avokoa,
                   izay rehetra jerenao

Falifaly aho fa tsara ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano, 
Misy anao, misy anao

            rglssuta          Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
     tononkira.serasera.org                 Ny ohatranao dia tsy mba roa
                     Fa tokana fa tokana
                xhutjef      Ary soa ihany fa ianao ohtdz no neniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mihanta
Vangy : 1312
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fenohasina28
Daty : 08/02/2023 13:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2425