FITIAVAN’I NENY (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maraina dia ny tsikinao ry Neny
No manaitra vibxoh ahy
tononkira.serasera.org Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara vhdjjeu ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
vdzbe Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
Ny ohatranao dia tsy mba roa
Fa tokana fa tokana
Ary soa ihany fa ianao no neniko
No manaitra vibxoh ahy
tononkira.serasera.org Miramirana avokoa,
izay rehetra jerenao
Falifaly aho fa tsara vhdjjeu ery,
Miravaka fanantenana
Milokoloko ny ato an-trano,
Misy anao, misy anao
vdzbe Fa fitiavana hafa kely, ianao ry neny
Ny ohatranao dia tsy mba roa
Fa tokana fa tokana
Ary soa ihany fa ianao no neniko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MihantaHits : 1384
Likes : 1 Like
Created by : Fenohasina28
Date : 08/02/2023 13:11
