NY FITIA (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia no jpls mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary koa mampitomany

Ireo milaza fa hoe mifankatia
Sy ireo mody manao izany
Dia mino fa hoe mifankatia
Nefa tsy tulqqsjx afaka hitomany

Ny fitia dia tononkira.serasera.org fijaliana
Ary koa fitomaniana
Fa ireo ’zay kwauyis tsy mba mitomany
Dia tsy afaka hitia
Ranomaso sy tomany
No ilaina raha hitia

O ry Lala, o ry Tiako
Ianao no hitomaniako

Fa raha mbola eto an-tany
Raha izay no sitrakao
Hitomany aho hitomany
Mba hitiavako anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 22364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOHERY Mamy
Daty : 06/06/2002 16:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114