NY FITIA (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
Ny fitia no mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary koa mampitomany
Ireo milaza fa hoe ikfhyp mifankatia
Sy ireo mody manao izany
Dia mino fa hoe mifankatia
Nefa tsy afaka hitomany
Ny fitia dia fijaliana
Ary koa otwk fitomaniana
Fa ireo eanpe ’zay tsy mba mitomany
Dia tsy afaka hitia
Ranomaso sy tomany
No ilaina raha hitia
O ry Lala, o ry Tiako
Ianao no hitomaniako
Fa raha mbola eto an-tany
Raha izay no sitrakao
Hitomany aho hitomany
Mba hitiavako anao
Ny fitia no mampifankatia
Misy nofinofy mamy
Ny fitia no mampitia
Ary koa mampitomany
Ireo milaza fa hoe ikfhyp mifankatia
Sy ireo mody manao izany
Dia mino fa hoe mifankatia
Nefa tsy afaka hitomany
Ny fitia dia fijaliana
Ary koa otwk fitomaniana
Fa ireo eanpe ’zay tsy mba mitomany
Dia tsy afaka hitia
Ranomaso sy tomany
No ilaina raha hitia
O ry Lala, o ry Tiako
Ianao no hitomaniako
Fa raha mbola eto an-tany
Raha izay no sitrakao
Hitomany aho hitomany
Mba hitiavako anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalao RabesonHits : 23033
Likes : 0 Like
Created by : RASOLOHERY Mamy
Date : 06/06/2002 16:41
