Ny ankizy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vyetyyzz andriko ny ampitso
Hanaterako any indray ny akanjobànao
Tsy mclefk andriko ny ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.
Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha acrwaay naterinao
Ilay famantarandronao satriko isan'ora
Topaza-maso, jerena lava izao.
Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa ianao raha toa tonga tara
Dia tononkira.serasera.org asesikao foana ny hoe "rahoviana no hihaona ?"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:24