Ny ankizy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny ampitso
Hanaterako any indray ny akanjobànao
Tsy andriko ny ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.

Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famantarandronao satriko kyle isan'ora
Topaza-maso, jerena lava izao.

Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa ivbtdu raha hariva ny andro dia wcjv kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa tononkira.serasera.org ianao raha toa tonga tara
Dia asesikao foana ny hoe "rahoviana no hihaona ?"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsiakoraka
Visites : 4703
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/09/2017 19:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111