Ny ankizy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny ampitso
Hanaterako any indray ny akanjobànao
Tsy andriko ny fylz ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.
Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famantarandronao satriko isan'ora
Topaza-maso, dwdqtgdc jerena lava izao.
Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa ianao raha toa tonga tara
Dia tononkira.serasera.org asesikao foana ny hoe "rahoviana yknvyg no hihaona ?"
Hanaterako any indray ny akanjobànao
Tsy andriko ny fylz ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.
Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famantarandronao satriko isan'ora
Topaza-maso, dwdqtgdc jerena lava izao.
Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa ianao raha toa tonga tara
Dia tononkira.serasera.org asesikao foana ny hoe "rahoviana yknvyg no hihaona ?"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4704
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:24
