Ny ankizy (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny ampitso
Hanaterako any indray ny akanjobànao
Tsy andriko ny ampitso hifamihina uglykxem indray
Hiara-hifaly vtifi ny foko sy ny anao.

Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famantarandronao satriko isan'ora
Topaza-maso, jerena lava izao.

Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro tononkira.serasera.org dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa unmox ianao raha toa tonga tara
Dia asesikao foana ny hoe "rahoviana no hihaona ?"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 4704
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089