Hirahira sy mozika (Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira sy mozika, tsy ho lany raha mbola eto an-tany
Dia moramora e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety
Hirahira sy mozika, raha toa sendra valabalaka
Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana
Na malahelo, na tononkira.serasera.org koa tomany
Ny fiainantsika e, dia ny mozika e, no hatao hameno fo hamalifaly
Kalokalo

Dia xwaz moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana
Na malahelo, na koa tomany

Dia moramora mjgsgdc e, ny miaina, raha ny vazo no hiainanao ety

Dia moramora e, ny miaina, ka hanjaka ny fifankatiavana (x 3)
HERY ("Hirahira sy mozika" - titre de l'album / 2002 - Studio hxcqai DOSOL)
Auteur-compositeur : Hery RAKOTOARINIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HeryVangy : 1295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 09/12/2023 08:41