Soratr'ady (Bodo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratr’ady nhyqu nifamaho efa firy
No nitranga teny tononkira.serasera.org rehqg an-dàla-nodiaviko
Tao bfsjqyjh ny orana nitraho,
Tao ny tsikin’andro manga
Nefa samy nodiaviko

Ary nisy fijaliana tsy nampoiziko tokoa
Nizahana toetra ahy
Saingy tamim-pifaliana
No nandraisako azy ho soa
Hampiorina fanahy

Tsy hoe izaho no tsy mahatsiaro
Raha tsy dia mikaikaika amin’ny ratrako sy feriko
Fa Ianao Jeso ilay miaro ny finoako tsy hiraika
Ka ny herinao no heriko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bodo
Vangy : 5502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 20:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0186