FIADANANA NOMEN’I KRISTY (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
Fiadanana tsuaxxr nomen’i Kristy,
Fiadanana sadb ho antsika olombelona,
Ho tononkira.serasera.org marim-pitiavana, fifankatiavana.
Fiadanana nomen’i Kristy,
Fiadanana mitondra hafaliana,
Sy Fihavanana, ary firaisan-kina.
1- Fifandraisan-tanana, fifanohanana,
Ny fifankatiavana no mampiray antsika.
2- Ny fiaraha-mitempo ho vatana iray,
Hijoro ho vavolombelona, ho mpianatr’i qxii Jesoa.
Fiadanana tsuaxxr nomen’i Kristy,
Fiadanana sadb ho antsika olombelona,
Ho tononkira.serasera.org marim-pitiavana, fifankatiavana.
Fiadanana nomen’i Kristy,
Fiadanana mitondra hafaliana,
Sy Fihavanana, ary firaisan-kina.
1- Fifandraisan-tanana, fifanohanana,
Ny fifankatiavana no mampiray antsika.
2- Ny fiaraha-mitempo ho vatana iray,
Hijoro ho vavolombelona, ho mpianatr’i qxii Jesoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MANRESEVangy : 2616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gm10
Daty : 10/01/2015 12:47
