Rahoviana indray moa (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana indray moa
No hifarana tokoa ?
Rahoviana indray moa
No ho tapitra tokoa ?
Ity ady tsy misy tononkira.serasera.org fiafarana
Mbola mampiady ireo fatram-pitana
Ny fandriampahalemana
Rahoviana indray moa
No ho foana tokoa wvjp ?
Rahoviana indray moa
No ho levona tokoa ?
Ity fijaliana eto an-tany
Mampikoriana ra sy tomany ?
Eny, izany no mbola misy
Inona indray moa
Raha tsy matroka tokoa ?
Ny lokon-danitra rehefa tohina ny fo
Rehefa mahatsiaro ireo namana
Fantatry umkivw ny maro fa voatantana
Ho any amin’ny fahafatesana kcsml
Iriko fatratra mba tsy ho fantatra
Ity hery izay manosika sy manery
Ny fontsika tsy hamindra fo
Ny tanantsika tsy hijanona ny hamono
Eny, izany no mbola misy !
No hifarana tokoa ?
Rahoviana indray moa
No ho tapitra tokoa ?
Ity ady tsy misy tononkira.serasera.org fiafarana
Mbola mampiady ireo fatram-pitana
Ny fandriampahalemana
Rahoviana indray moa
No ho foana tokoa wvjp ?
Rahoviana indray moa
No ho levona tokoa ?
Ity fijaliana eto an-tany
Mampikoriana ra sy tomany ?
Eny, izany no mbola misy
Inona indray moa
Raha tsy matroka tokoa ?
Ny lokon-danitra rehefa tohina ny fo
Rehefa mahatsiaro ireo namana
Fantatry umkivw ny maro fa voatantana
Ho any amin’ny fahafatesana kcsml
Iriko fatratra mba tsy ho fantatra
Ity hery izay manosika sy manery
Ny fontsika tsy hamindra fo
Ny tanantsika tsy hijanona ny hamono
Eny, izany no mbola misy !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5008
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 15/05/2003 16:30
