Miantso anao (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao tononkira.serasera.org ry Ray
'Ty zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba pekdfl haiko ny nitia
Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa nwhqccm miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia
Olona tsotra aho ry Ray
Toa kywzzk ny rehetra harinao
Nianatra aho fa tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.
Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia
'Ty zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba pekdfl haiko ny nitia
Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa nwhqccm miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia
Olona tsotra aho ry Ray
Toa kywzzk ny rehetra harinao
Nianatra aho fa tsy nahay
Zary nanalavitra ny tavanao.
Ka miangavy aho jereo,
Ity adalanao ity
Fa miantso anao, miantso anao,
Omeo fahaiza-mitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 11090
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/07/2015 11:16
