Mandrakizay (Julien Rassmann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay rehetra mety ho ahy, fa tsara fo fanahy
Dia omeko - ho anao tsy misy fetra amin’ny androko rehetra
Omeko anao e, irery ihany mandra-pialako eto tononkira.serasera.org an-tany
Mbola hitohy hatrany hatrany,
Hatrany hatrany ambadika any
Manam-petra mety ho lany
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa ho doria, doria doria fokg ilay fitia
Tsy atakalo, tsy ho jfiw soloiko
Ny fitiavako anao
Na hanambazana ahy aza izao tontolo izao
Fa ny ahy, ianao no ilaiko
Hanolorako ny aiko
Sy omeko svwjrzr teny iray
Tiako ianao e, mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Julien RassmannVangy : 953
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 20/09/2024 11:00