Masoandro mody (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry masoandro mody madiva hilentika
Nahoana lahy ianao raha hafarako indray
Ianao ihany anie psflfvz no mahavangy matetika
Mba vimbino re tononkira.serasera.org ity hafatro any aminay
Na ho singany hono hoe tsy mba mety variana
Fa tsy misy mahasolo ilay olon-tiana
Aoka ihany mba samy hitahiry mangina
Fa tsy mbola fantatrao izay miseho any aoriana
Fenomanana hono hoe irony volana ambony
Mainka koa uezg ity foko tsy mety mitony
Mikorana izay tsy izy ny ankizin’olona
Fa izaho irery kosa no toa miolonolona
Mety hivaly ihany ve nwaoti izany vetsoko izany
Ry masoandro mody hivadika ho any
Mba asaivo vangiany ny akany nitoerako
Fa ho hitany ao ny tandindon’ny tenako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 6075
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 06/11/2003 15:19