Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andao indray (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko raha hifampitaona indray xxnid anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan’ny fo
Efa voly indray ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy
Inty aho vonona hanaraka anareo ka axliyj tsy ho leo
F’efa mangetaheta rahateo.
Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
’Zay gadona atao hanome fifaliana nuxy vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy
(Noheinoina tononkira.serasera.org avy ao @ Radiovazogasy.com)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 12452
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 20/12/2006 16:47