Fitiavana ihany (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ihany,no omeko anao
Ka aza tomany toa izao!!
Akipio ny maso,dia mba sainonao
Fa ts’isy hoé andraso,dia tiako ianao
    Fa na mangatsiaka aza ny andro ety
ibgfuuh    Mafana raha misy fitia
    Ka am-pifaliana é! atolotro anao
  ..ilay fitiavana mamy hanjakao!!
           Ref: Fitiavana ihany ,no anton’izany
                  Fa tsy rendrarendra na kisendrasendra
          tononkira.serasera.org         Ireo mpankahala, hisitaka hiala
              huxagjy     Fa hanjaka amintsika NY FITIA
Tsy vola sy harena ,tsy fananana
Fa tsy manan_komena aho raha izay
Fitiavana ihany, dia tsarovinao
F’indray mipi-maso...dia tiako ianao
     Fa na mangatsiaka aza.....
     Ref (2fois)

                  ygxaxnr Tarika MIARA
           (Tantely ANDRIAMIHAJA )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127