Fitiavana ihany

Lohateny Fitiavana ihany
Nampiditra belouh
Tamin'ny 05/02/2006 13:47
Vangy : 400





sol                 do    sol
Fitiavana ihany,no omeko anao
sol                 re
Ka aza tomany toa izao!!
sol                  do        sol
Akipio ny maso,dia mba sainonao
sol                        re        sol
Fa ts'isy hoé andraso,dia tiako ianao
     re                        do    sol
    Fa na mangatsiaka aza ny andro ety
    do         sol       re
    Mafana raha misy fitia
        do      re       sol       do 
    Ka am-pifaliana é! atolotro anao
          sol        re          sol
  ..ilay fitiavana mamy hanjakao!!
                   do                 sol
           Ref: Fitiavana ihany ,no anton'izany
                      re                   sol
                  Fa tsy rendrarendra na kisendrasendra 
                    do                sol       do
                  Ireo mpankahala, hisitaka hiala
                   sol            re        do
                  Fa hanjaka amintsika NY FITIA

Tsy vola sy harena ,tsy fananana

Fa tsy manan_komena aho raha izay

Fitiavana ihany, dia tsarovinao

F'indray mipi-maso...dia tiako ianao

     Fa na mangatsiaka aza.....

     Ref (2fois)



                  Tarika MIARA

           (Tantely ANDRIAMIHAJA )
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4144