Raha maloka (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tapaka ny aina
Mitady ho very ny natnudmq fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha
Na ditsoka ny fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana nixu kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina
Tsy ckbyaoj narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Nantenaina Andriamorasata
Mitady ho very ny natnudmq fanahy
Toa afobe menamena
Izay rehetra jerena
Voafatotra sy sempotra ny tena
Raha maloka ny loha
Na ditsoka ny fo
Mandiniha tena kely aloha
Asio fahanginana nixu kely aloha
Fa tsy mbola nisy haizina
Tsy ckbyaoj narahina maraina
Tsy mbola nisy fiakarana
Tsy narahina fidinana
Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Nantenaina Andriamorasata
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 3892
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zikin
Daty : 09/07/2009 12:45
