Dada (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina ianao anio
O!ry dada maminay
Faly ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka tononkira.serasera.org any an-danitra
Hotahiana anie ianao
Na dia lpvk mafy hatfjh ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay hanohana anao
Satria ipbuu tena tianay ianao
O!ry dada maminay
Faly ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka tononkira.serasera.org any an-danitra
Hotahiana anie ianao
Na dia lpvk mafy hatfjh ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay hanohana anao
Satria ipbuu tena tianay ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 12215
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamamonjy Verohanitra
Daty : 30/07/2003 09:17
