TE HIASA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reraka ny aina, mandeha ny saina
Mivezivezy etsy sy eroa
Miova indray, mandeha tsy tononkira.serasera.org miantra
Ny vatsy znynzho kely mba nananana
Tsy mahatohitra ny làlana
Nankaiza ilay tadiavina
Nandositra toa tsy tazana
Ny fari-piainana uyhfmt tsy nananana
Toa manosy miandalana
Dia niandry lava, arahin-datsa
Mila ho foana , mba hiasa
Inona àry no andeha hatao
Ny taona koa miha-mandroso
Tsy maintsy kosa mba miroso
Voatery amin’izay
Mikaroka ny làlana
Mba hahazoana ny toerana
Toy ny olona rehetra
Sarotsarotra, toa mampatahotra
Ny miaina sombinaina ô!
Ny omaly ihany, soa ihany
Angamba …. No tsy tanty
Voatery foana miaritra
Dia nanoro sy nampianatra
Ny otygvjwf adim-piainana nolalovana
Tsy azo atao maha-torovana
Mivezivezy etsy sy eroa
Miova indray, mandeha tsy tononkira.serasera.org miantra
Ny vatsy znynzho kely mba nananana
Tsy mahatohitra ny làlana
Nankaiza ilay tadiavina
Nandositra toa tsy tazana
Ny fari-piainana uyhfmt tsy nananana
Toa manosy miandalana
Dia niandry lava, arahin-datsa
Mila ho foana , mba hiasa
Inona àry no andeha hatao
Ny taona koa miha-mandroso
Tsy maintsy kosa mba miroso
Voatery amin’izay
Mikaroka ny làlana
Mba hahazoana ny toerana
Toy ny olona rehetra
Sarotsarotra, toa mampatahotra
Ny miaina sombinaina ô!
Ny omaly ihany, soa ihany
Angamba …. No tsy tanty
Voatery foana miaritra
Dia nanoro sy nampianatra
Ny otygvjwf adim-piainana nolalovana
Tsy azo atao maha-torovana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4122
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : arlovah
Daty : 19/09/2006 10:21
