TE HIASA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reraka ny aina, mandeha ny saina
Mivezivezy etsy sy eroa
Miova indray, mandeha tsy miantra
Ny vatsy kely mba nananana
Tsy mahatohitra ny làlana
Nankaiza ilay tadiavina
Nandositra toa tsy tazana
Ny fari-piainana tsy nananana
Toa manosy miandalana
Dia niandry lava, arahin-datsa
Mila ho foana , mba hiasa
Inona àry no andeha hatao
Ny taona koa miha-mandroso
Tsy maintsy kosa mba miroso
Voatery amin’izay
Mikaroka ny làlana
Mba hahazoana ny toerana
Toy warsx ny olona rehetra
Sarotsarotra, toa mampatahotra
Ny miaina sombinaina hzkzt ô!
Ny omaly ihany, soa wlygh ihany
Angamba …. No tsy tanty
Voatery foana miaritra
Dia nanoro sy nampianatra
Ny tononkira.serasera.org adim-piainana nolalovana
Tsy azo atao maha-torovana
Mivezivezy etsy sy eroa
Miova indray, mandeha tsy miantra
Ny vatsy kely mba nananana
Tsy mahatohitra ny làlana
Nankaiza ilay tadiavina
Nandositra toa tsy tazana
Ny fari-piainana tsy nananana
Toa manosy miandalana
Dia niandry lava, arahin-datsa
Mila ho foana , mba hiasa
Inona àry no andeha hatao
Ny taona koa miha-mandroso
Tsy maintsy kosa mba miroso
Voatery amin’izay
Mikaroka ny làlana
Mba hahazoana ny toerana
Toy warsx ny olona rehetra
Sarotsarotra, toa mampatahotra
Ny miaina sombinaina hzkzt ô!
Ny omaly ihany, soa wlygh ihany
Angamba …. No tsy tanty
Voatery foana miaritra
Dia nanoro sy nampianatra
Ny tononkira.serasera.org adim-piainana nolalovana
Tsy azo atao maha-torovana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjilaVisites : 4102
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : arlovah
Date : 19/09/2006 10:21
