Ianao ilay tsy manan-tsahala (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy hizara ny diako
ianao ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriako.
ianao eo anilako tsgwc hatrany
nizara ireo tsiky namafa tomany
ianao nampijoro nampitraka
nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka
ianao eo tononkira.serasera.org anilako hatrany
nizara ireo tsiky namafa tomany
ianao nampijoro nampitraka
nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy hizara ny ho aviko
ianao no hany tokako malala
ilay mandra-maty hany hotiaviko
hbvpa ianao eo anilako eo foana
tsy fanontaniana, tsy misy jknzfl hoe nahoana
ianao tsy mba be fisehosehoana
nefa tratra antso rehefa antsoina
ilay nisafidy hizara ny diako
ianao ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriako.
ianao eo anilako tsgwc hatrany
nizara ireo tsiky namafa tomany
ianao nampijoro nampitraka
nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka
ianao eo tononkira.serasera.org anilako hatrany
nizara ireo tsiky namafa tomany
ianao nampijoro nampitraka
nanampy ahy hizaka ny mafy tsy zaka
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy hizara ny ho aviko
ianao no hany tokako malala
ilay mandra-maty hany hotiaviko
hbvpa ianao eo anilako eo foana
tsy fanontaniana, tsy misy jknzfl hoe nahoana
ianao tsy mba be fisehosehoana
nefa tratra antso rehefa antsoina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 9923
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antonello
Daty : 05/07/2003 16:33
