Efa tiany ianao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tiany iano
Tiany efa hatry ny ela
Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony efa babonao
Ny rehetra anie miankina izkc aminao
Very ny ainy avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa tfnfvy mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela
Tolory azy
Zay tononkira.serasera.org tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no ptigakzu atolory azy
Tiany efa hatry ny ela
Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony efa babonao
Ny rehetra anie miankina izkc aminao
Very ny ainy avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa tfnfvy mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela
Tolory azy
Zay tononkira.serasera.org tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no ptigakzu atolory azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 2488
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Aihnhah
Daty : 21/12/2021 20:05
