Bibilava (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bibilava sinambotr’ankizy ny foko
Tsy tanana andrangotra
Tsy tongotra hitsipaka
Nefa dia manantena ho afa-toloko
Raha toa ka omenareo
Fitia tsisy fitaka
Asakasakareo raha sahy hietraketraka
F’efa babonareo vao swgowbki tononkira.serasera.org hoe aoka hipetraka
Asakasakareo raha toe ka hamotika
Hamela hilofika
Ity bzbtcu fanantenako.
Tonony estfz sy Feony : Bessa
Mpihira : Lola
Tsy tanana andrangotra
Tsy tongotra hitsipaka
Nefa dia manantena ho afa-toloko
Raha toa ka omenareo
Fitia tsisy fitaka
Asakasakareo raha sahy hietraketraka
F’efa babonareo vao swgowbki tononkira.serasera.org hoe aoka hipetraka
Asakasakareo raha toe ka hamotika
Hamela hilofika
Ity bzbtcu fanantenako.
Tonony estfz sy Feony : Bessa
Mpihira : Lola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 16662
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angemiiicky
Daty : 31/08/2006 09:54
