Anio ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro myacmjx no efa nahalalako anao, niarahana
Zary lasa fahazarana ny miaraka aminao
Toa adinodino tsy tsaroana ireo tambitamby
Ireo teny mamy, safosafo, angola
Izay fanaontsika hatramin’izay
Anio aho hilaza, hanamafy ilay ao anatiko ao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Anio aho hilaza, hanamafy ilay fitiavako anao
Anio aho hilaza, fa mbola tia anao
Ho averintsika indray manomboka izao,ireo fanao taloha
Ireo tononkira.serasera.org fombafomba nahazatra ahy sy zvsz anao
Fony vao niandoha
Fo vaovao indray no hiara hitepo, ka hamerina
Ireo teny mamy, hyuyxexd safosafo, angola
Ka atao fanao @ izay
Anio...

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 13230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sedera
Daty : 12/08/2003 10:16