Ny androany androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny efa lasa tsy nahandry ny androany
Sady avo vava no nanainga nandeha
Izaho kosa niandry ka niandry teto ihany
Izy ireo nananihany sady nihomehy
Nilaza izy ireo fa tsy mba ?noho ny hadalany
F'izy ireo niandry izay andro zkpmia izany
Fa efa ela loatra no niaretana tomany
Aleo maty ampitso toa izay maty androany
Matoa nisy ampitso ary tononkira.serasera.org nisy ny xsrxekms omaly
Dia satria nisy ihany koa ny androany
Fa izaho raha miandry tsy hoe faly ny hijaly
Mino aho, mino aho fa ny androany mbola ho andro ihany ddfvjs

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3969
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:07