Ny androany androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny efa lasa tsy nahandry ny androany
Sady avo vava no nanainga nandeha
Izaho kosa niandry ka niandry tononkira.serasera.org teto ihany
Izy ireo nananihany sady nihomehy
Nilaza izy ireo fa tsy mba laitdjv ?noho ny hadalany
F'izy ireo niandry izay andro izany
Fa uwpcdydm efa ela loatra no niaretana tomany
Aleo maty ampitso toa izay maty androany
Matoa nisy ampitso ary nisy ny omaly
Dia satria nisy ihany koa ny androany
Fa izaho raha miandry tsy hoe faly ny hfjgq hijaly
Mino aho, mino aho fa ny androany mbola ho andro ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 4100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/09/2017 19:07