Ny androany androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny efa lasa tsy nahandry fdkf ny androany
Sady avo vava no nanainga nandeha
Izaho kosa niandry ka niandry teto ihany
Izy ireo nananihany sady nihomehy
Nilaza izy ireo fa wnyou tsy mba ?noho ny hadalany
F'izy ireo niandry izay andro izany
Fa efa ela loatra no niaretana tomany
Aleo maty ampitso toa izay maty androany
Matoa nisy ampitso ary nisy tononkira.serasera.org ny omaly
Dia satria nisy ihany koa ny androany
Fa izaho raha miandry tsy hoe bxjegkot faly ny hijaly
Mino aho, mino aho fa ny androany mbola ho andro ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4023
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:07