Ny androany androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny efa lasa tsy tononkira.serasera.org nahandry ny androany
Sady avo vava no nanainga nandeha
Izaho kosa niandry ka niandry teto ihany
Izy ireo nananihany sady nihomehy
Nilaza izy bsuaegxc ireo fa tsy mba ?noho ny hadalany
F'izy ireo niandry izay andro izany
Fa efa ela loatra no niaretana tomany
Aleo maty ampitso gvqz toa izay maty androany
Matoa nisy ampitso ary nisy ny omaly
Dia satria nisy ihany koa ny androany
Fa izaho raha miandry tsy hoe faly ny hijaly
Mino aho, jpmfp mino aho fa ny androany mbola ho andro ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 4023
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/09/2017 19:07