RAHA NOFY (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha manome toky ianao
Nomenao fitiavana aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy maltd ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso ve mbola ho tia ahy ianao?

REF       qupgmfzd   Fa raha sanatria ka nofy izao rehetra izao
      wtzopu          Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
               Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
               Avelao aloha hanonofy farany aho

Azoko atao ve ny ahatoky anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio

                   tononkira.serasera.org                 NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 6895
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 12/07/2003 12:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0219