Fitiavana ihany (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ihany,no omeko anao
Ka aza tomany toa izao!!
Akipio ny maso,dia mba sainonao
Fa ts’isy hoé andraso,dia tiako ianao
    Fa na mangatsiaka aza ny andro ety
    Mafana raha misy fitia
   aygzqswp  Ka am-pifaliana é! atolotro anao
  ..ilay fitiavana mamy hanjakao!!
       fexr     Ref: Fitiavana ihany ,no anton’izany
             bwxavkg      Fa tsy rendrarendra na kisendrasendra
             tononkira.serasera.org      Ireo mpankahala, hisitaka hiala
                  Fa hanjaka amintsika NY FITIA
Tsy vola sy harena ,tsy fananana
Fa tsy manan_komena aho raha izay
Fitiavana ihany, dia tsarovinao
F’indray mipi-maso...dia tiako ianao
     Fa na mangatsiaka aza.....
     Ref (2fois)

                  Tarika MIARA
           (Tantely ANDRIAMIHAJA )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113