Aleo mifanaja (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!e!
Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e!
Eny e! tsy voatery hanetry tena akory ny ambany o!
Fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja ihany
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!
Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e! e!
Eny e!tsy voatery hanaja ambony ny ambany o!
fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja hatrany hatrany
Asanareo izay handà
Asanareo lnnruz fa izay tianareo; ho anareo manan-tsaina
manambany fa misaina fa
Asanareo izay handà
Ekena misy ambony;ekena misy ambany!fa tsy rariny kosa raha toa izany ihany
Asanareo izay handà
Eny samy ambony amin’ny asany avokoa;fa ny tena tsara angamba raha hifanome zo
Asanareo izay handà oh ! oh
Eny!fa izaho tsy mandà izany e e
Fa ny disadisa tsy misaraka amin’ny olombelona eto an-tany
Eny e! fa izaho pskrba tsy mandà izany e !
Dia tandremo tsy hihitatra fa mifandefera ihany
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!
Fa aoka re mba hifampitsinjo sy hifampiheno ihany
Eny e!fa na fidvyce mahay aza ianao ka tsy tononkira.serasera.org azo atoro
dia mitovy amin’ny dodrona sy vendrana ihany izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BapasyVangy : 3534
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RIANALA
Daty : 22/06/2004 04:33