Sambatra (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny mody masoandro dia mahatsiaro
Mahatsiaro anao foana e
Fa mitamberina ato an-tsaiko ilay toky
Nomenao ahy iny mvtai e
amkwol Na dia scru lasa aza ianao
Namela mamy ho ahy e
Ny soa vitanao
Tsy tambo isaina
Sambatra aho, sambatra aho
Mana-namana aho manana anao
Ny soa vitanao tsy tambo isaina
Mana-namana aho manana anao
Maniry anao ho tononkira.serasera.org tafita ianao
Na lavitra aza ianao
Hotsaroako foana e
Nandalo fotoana sarotra anie aho
Havanao foana e
Na dia tery ts’isy niantra aza aho
Nampianao foana e
Mahatsiaro anao foana e
Fa mitamberina ato an-tsaiko ilay toky
Nomenao ahy iny mvtai e
amkwol Na dia scru lasa aza ianao
Namela mamy ho ahy e
Ny soa vitanao
Tsy tambo isaina
Sambatra aho, sambatra aho
Mana-namana aho manana anao
Ny soa vitanao tsy tambo isaina
Mana-namana aho manana anao
Maniry anao ho tononkira.serasera.org tafita ianao
Na lavitra aza ianao
Hotsaroako foana e
Nandalo fotoana sarotra anie aho
Havanao foana e
Na dia tery ts’isy niantra aza aho
Nampianao foana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BapasyVangy : 3988
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/11/2002 12:32
