Aleo mifanaja (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!e!
Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e!
Eny e! tsy voatery hanetry tena akory ny ambany o!
Fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja ihany
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!
Fa aoka re mba hifanaja tsy hifanambany e! e!
Eny e!tsy voatery hanaja ambony ny ambany o!
fa tsy misy tsara ankoatra ny mifanaja tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Asanareo izay handà
Asanareo fa izay tianareo; ho anareo manan-tsaina
manambany fa misaina fa
Asanareo izay handà
Ekena misy ambony;ekena misy ambany!fa tsy rariny kosa raha toa izany ihany
Asanareo izay ojso handà
Eny samy ambony pvim amin’ny asany avokoa;fa ny tena tsara angamba raha hifanome zo
Asanareo izay handà oh ! oh
Eny!fa izaho tsy mandà swfievhi izany e e
Fa ny disadisa tsy misaraka amin’ny olombelona eto an-tany
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e !
Dia tandremo tsy hihitatra fa mifandefera ihany
Eny e! fa izaho tsy mandà izany e!
Fa aoka re mba hifampitsinjo sy hifampiheno ihany
Eny e!fa na mahay aza ianao ka tsy azo atoro
dia mitovy amin’ny dodrona sy vendrana ihany izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BapasyHits : 3594
Likes : 0 Like
Created by : RIANALA
Date : 22/06/2004 04:33