Ankafiziko (Bapasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANKAFIZIKO

NA NOPOTEHINA AZA NY FIANAKO
TSY NOHENOINA NY TARAINAKO
TSY NATAOKO HAMPIOVA FO
FA NITIAVAKO ANAO KOKOA

NY ERITRERITRO TSY METY MITONY
FA TOA MIBANJINA NY HO AVY MANONTOLO
ILAY FOTOANA NIARAHAKO TAMINAO
BE MPAKAHALA ANEFA IANAO TSY NANDAO

ANKAFIZIKO HAMAMIANAO IHANY KOA
MBA HO TODY SOA
NY FIARAHANA ,;SY IREO TANJONA
MANDRAKIZAY
KA HOHALAVIRINTSIKA IREO MPISOPATRA
KA HO LAMBAN’AKOHO ,KA FATY NO HISARAHANA

KA N’INONA HIDONA, TSY NATAOKO NAMPIOVA FO
IANAO FOANA NO ATO AN-DOHA OUY E!E!E

ANKAFIZIKO; HAMAMIANAO IHANY KOA..........

RAHA HO AVY ILAY ANDRO LEHIBE
HAMPIHAONANTSIKA HAVANA MARO BE
FIFALIANA SY HARAVOANA TOKOA
SATRIA NANDRESY ISIKA ROA

ANKAFIZIKO ; HAMAMIANAO IHANY KOA.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bapasy
Vangy : 2925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nivo voahangy
Daty : 14/06/2003 13:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116